|
|
|
|

Entrée1  toetany
Mots élémentaires  2 toetra, 3 tany
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
6 fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Explications en français  7 climat
8 structure du sol [1.13]
Exemples  9  Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#]
10  Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#]
Vocabulaire  11  Géographie: (en général)
Autres orthographes  12 toetry ny tany
Illustrations 

Mis à jour le 2025/11/02