|
|
|
|

Entrée1  toe-tsaina
Mots élémentaires  2  toetra, 3  saina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13]
Explications en français  6  faculté d'esprit, psychologie [1.13]
Exemples  7  Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332#]
8  Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  10  Psychologie

Mis à jour le 2025/09/12