|
|
|
|

Entrée (1/6)1  toa
Partie du discours  2  conjonction
Explications en malgache  3  Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity)
4  (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely [1.1]
Explications en français  5  semblable, comme, on dirait [1.5#293]
Mots composés 
Toponymes 
Tableaux et planches  14  Toutes les conjonctions

Entrée (2/6)15  toa
Partie du discours  16  Non spécifié
Explications en français  17  obéir, servir [1.3#704, 1.5#293]
18  abdiquer, se soumettre à, honorer [1.3#704]
Dérivés 
19  Verbes actifs :
20  Verbes passifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :
23  Adjectifs :

Entrée (3/6)24  toa
Partie du discours  25  adjectif
Explications en malgache  26  Ohatra ny: Toa manavy aho izany
27  Angamba: Toa lasa omaly Rakoto [1.1]

Entrée (4/6)28  toa
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  teny anti-miantso ny alika [1.1]

Entrée (5/6)31  toa
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: dadatoa, nenitoa,matoa [1.1]
Mots composés 

Entrée (6/6)36  toa
Partie du discours  37  adjectif
Explications en malgache  38  banga (antsy, ets.) [Taisaka] [1.78]
Mots composés 

Anagrammes  40  ato, ota, tao-, taò, toa

Mis à jour le 2023/11/27