Entrée | 1 ankatoavina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako? 4 [1.13] ekena |
Explications en français |
5 [1.3#704] Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) 6 [1.13] approuvé |
Exemples |
7 [1.369#] Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. 8 [2.606#] Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. |
Radical | 9 toa |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 anakanivato, ankatoavany, ankatoavina, natakovanay |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |