|
|
|
|

Entrée1  tiana
Radical  2  tia
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  tiavina
Mots composés 
Titres  14  Aloky ny tiana (Razafimahefa Charles)
15  Ilay fasan-tsakaiza tiana (Ny Avana)
16  Ilay hohalahy tian' Andriana (Ravelomoria Wast)
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot tiana

Anagrammes  18  aitan, anaty, atain, atani, atany, itana, naita, natai, taina, tania, tiana

Mis à jour le 2023/01/20