|
|
|
|

Entrée1  tetanosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana. [1.13]
4 Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182]. [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en français  5 tétanos. [1.13]
Exemples  6  Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424#]
Vocabulaire  7  Santé
Analogues  8  fanenitra, 9  tomboka
Tous les mots composés  10  2 combinaisons de ce mot
Illustrations 

Mis à jour le 2025/11/09