| Entrée (1/4) | 1 fanenitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana.
[1.13] |
| Explications en français |
4 tétanos.
[1.13] |
| Vocabulaire | 5 Santé |
| Analogues | 6 tetanosy, 7 tomboka |
| Entrée (2/4) | 8 fanenitra |
| Radical | 9 tenitra |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony.
[1.1] |
| Explications en anglais |
12 a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka.
[1.2] 13 a wasp. [1.7] |
| Explications en français |
14 guêpe.
[1.3#147, 1.8, 1.13] |
| Exemples |
15 nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
[2.895#]
|
| Vocabulaire | 16 Zoologie: invertébrés |
| Synonymes | 17 fangaraka, takolapanenitra |
| Analogues | 18 kitoka |
| Article | 19 Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (3/4) | 20 fanenitra |
| Radical | 21 tenitra |
| Partie du discours | 22 nom |
| Explications en malgache |
23 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana.
[1.1] |
| Entrée (4/4) | 24 fanenitra |
| Radical | 25 tenitra |
| Partie du discours | 26 nom |
| Explications en malgache |
27 Fomba entina manenitra, maneso, manaraby.
[1.1] |
| Explications en français |
28 critique.
[1.3#147] |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|