| Entrée | 1 teny azon' adala | 
| Mots élémentaires | 2 teny, 3 azo, 4 adala | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   enti-milaza ny teny averimberin' ny olona tsy ampiampy saina na dia amin' ny toe-javatra tsy mifanandrify aminy aza [1.1] | 
| Explications en français | 7   paroles tant de fois redites qu'elles sont retenues même par un insensé [1.5] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |