|
|
|
|

Entrée (1/2)1 tenin-dahy
Mots élémentaires  2teny, 3lahy
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5teny henjana sarotra ifampiraharahana. [1.1]
Explications en français  6paroles fortes, difficiles à digérer. [1.3#696]

Entrée (2/2)7 tenindahy
Mots élémentaires  8teny, 9lahy
Partie du discours  10 nom
Explications en malgache  11Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany. [1.1]
Explications en français  12(de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger.. [Merina] [1.196]
Exemples  13 tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]
Vocabulaire  14 Botanique: plantes médicinales
Synonymes  15kitenindahy
Antonymes  16tenimbavy
Nom scientifique 

Anagrammes  17 tenindahy, tenin-dahy

Mis à jour le 2025/11/06