|
|
|
|

Entrée1  tenenina
Radical  2  teny
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany
5  Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony
6  Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao
7  Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny [1.1]
Explications en anglais  8  to be reproved [1.7]
Explications en français  9  qu'on réprouve [1.8]
Exemples  10  "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324]
11  Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  tezerana, terezana, levilevena, baibaizina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot tenenina

Anagrammes  20  itenenan, naneteny, nitenena, tenenina

Mis à jour le 2023/01/20