|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tato
Mots élémentaires  2  t~, ato
Partie du discours  3  adverbe au passé [Liste complète]
Explications en malgache  4  Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Exemples  5  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4#]
6  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59#]
7  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472#]
Mots composés 

Entrée (2/2)9  tatô
Partie du discours  10  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  11  tokoa [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  12  tatôbe

Anagrammes  13  tato, tatô, tota

Mis à jour le 2023/09/21