Entrée (1/3) | 1 tataro |
Radical | 2 tatatra |
Partie du discours | 3 impératif du verbe passif tatarana [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3] |
Exemples |
6 tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1] |
Entrée (2/3) | 7 tataro |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny 10 Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1] |
Explications en français |
11 toit plat et provisoire; baldaquin [1.3#687] |
Exemples |
12 ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313#115] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 20 tataro |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 Anaram-borona [Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.1, 1.78] |
Vocabulaire |
23 Zoologie: oiseaux |
Anagrammes | 24 tataro, toatra |
Mis à jour le 2023/05/23 |