Entrée (1/3) | 1 tataro |
Radical | 2 tatatra |
Partie du discours | 3 impératif du verbe passif tatarana [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3] |
Exemples |
6 tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano
[1.1]
|
Entrée (2/3) | 7 tataro |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1] |
Explications en français |
10 toit plat et provisoire; baldaquin [1.3#687] |
Exemples |
11 ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona
[2.313#115]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/3) | 26 tataro |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache |
28 Anaram-borona [Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.1, 1.78] |
Vocabulaire | 29 Zoologie: oiseaux |
Anagrammes | 30 tataro, 31 toatra |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |