Entrée | 1 tarihina |
Radical | 2 tarika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly 5 Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny 6 Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso 7 Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira [1.1] |
Explications en anglais |
8 to be pulled; to be led [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on tire, qu'on conduit [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 anitriha, hanirita, hatariny, hatrainy, hiranita, hiriatan, hitairan, hitarany, hitarina, ihiratan, itarihan, itrahany, itraihan, nihaitra, nihirata, nitariha, nitraiha, tarihina |
Mis à jour le 2023/01/20 |