Entrée | 1 tapotsiny |
Mots élémentaires | 2 t~, fotsy |
Partie du discours | 3 nom et pronom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany) Ny fotsifotsy ao amin' ny maso |
Explications en anglais |
5 [1.7] the white of an egg; the white part of wood |
Explications en français |
6 [1.8] le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois |
Exemples |
7 tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika. [2.48] |
Autres orthographes | 8 tafotsiny |
Anagrammes | 9 tapotsiny, tsipotina |
Mis à jour le 2024/09/02 |