Entrée tapa-porohana sisa tsy may
Mots élémentaires tapaka ; forohana ; sisa ; tsy ; may
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Synonymes akanga sisa nanamborana

Mis à jour le 2023/06/05