|
|
|
|

Entrée1  tapa-kevitra
Mots élémentaires  2  tapaka, hevitra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Explications en anglais  5  having made a decision [1.7]
Explications en français  6  qui a pris une décision [1.8]
7  décidé [1.5#144]
Exemples  8  Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117#128]
9  Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#]

Mis à jour le 2023/03/09