Entrée tapa-kevitra
Mots élémentaires tapaka ; hevitra
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Explications en anglais Having made a decision [1.7]
Explications en français Qui a pris une décision [1.8]
 Décidé [1.5]
Exemples 
1Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117]
2Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996]

Mis à jour le 2023/03/09