Entrée | 1 tapa-kazo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.196] (de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés. |
Exemples |
4 Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika? [2.528] 5 Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [2.445] 6 Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [2.470] |
Vocabulaire |
7 Botanique |
Mis à jour le 2024/12/07 |