|
|
|
|

Entrée1 tapa-kazo
Partie du discours  2 nom
Explications en français  3(de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés.. [1.196]
Exemples  4 Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika? [2.528]
5 Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [2.445]
6 Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [2.470]
Vocabulaire  7 Botanique

Mis à jour le 2025/09/12