Entrée taona irỳ
Mots élémentaires taona ; irỳ
Partie du discours locution
Explications en malgache Tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [1.1]
Explications en français [ taon' irỳ ] L'année avant-dernière [1.3]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/20