|
|
|
|

Entrée1  tany dilatra
Mots élémentaires  2  tany, 3  dilatra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  tany vonton-drano, fotaka [1.1]
6  [tanidilatra] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13]
Explications en anglais  7  clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2]
Explications en français  8  Limon, terre humide [1.3]
9  [tanidilatra] alluvion [1.13]
Vocabulaire  10  Géologie
Synonymes  11  tany ditra

Anagrammes  12 tain-dalitra, taindalitra, 13 tany dilatra

Mis à jour le 2025/09/20