Entrée dilatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [Rajemisa 1985]
   nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   sedimentary deposits of earth [Richardson 1885]
Définition française   alluvion flottée, limon [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Citations  
Analogie   angon-dilatra ~ tany dilatra

Entrée dilatra
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée dilatra
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition anglaise   almost, nearly (Prov.) [Richardson 1885]

Entrée dilatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] holapery [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2010/05/06