Entrée | 1 taninina |
Radical | 2 tanina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1] |
Exemples |
5 Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana.
[2.470]
6 taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 11 taninana |
Synonymes | 12 taninana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |