|
|
|
|

Entrée1  tanibe
Mots élémentaires  2  tany, 3  be
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania [1.1]
Vocabulaire  6  Géographie: (en général)
Synonymes  7  kontinanta

Anagrammes  8 bineta, 9 tanibe, 10 tibeña

Mis à jour le 2025/09/12