Entrée kôntinanta
Partie du discours nom
Définition malgache [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [Rajemisa 1985]
 velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [SLP 1986]
 tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [Akademia 2005]
Traduction française continent [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes tanibe
Analogues  Madagascar: Continent des Malgaches
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31