Entrée tandrimo (rimo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Mitovy hevitra: sangodina [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a top [Hallanger 1973]
Explications en français toupie [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [Andriamalala: Ranomasina, page 72]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31