Entrée | 1 tananivoho |
Mots élémentaires | 2 tanana, ivoho |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho |
Exemples |
5 Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny [1.437#] 6 Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#] |
Vocabulaire |
7 Coiffures |
Anagrammes | 8 havontonay, hotavonany, hotinovana, hotovanany, notavohany, tananivoho |
Mis à jour le 2023/06/27 |