Entrée tampify (fify)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran' ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin' ny hafa [1.1]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée tampify
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Tehamaina [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11