Entrée fitampifiana (tampify)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa misy atahorany, ny zavatra voalohany ataon' ny zaza, dia ny fitampifiany amin' ny reniny
Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin' ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian' ny tranon' akoho amin' ny trano lehibe [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20