Entrée tamotamo
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry misy vodiny mavomavo ary fakana loko vony (Curcuma longa) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the tumeric or saffron plant [Hallanger 1973]
Définition française safran [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Curcuma longa
Exemples 
1Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary ny aretina nahafaty, dia an-doha sy hatoka, sy am-bava-fo dia tamotamo ny tena, dia mangovotra. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 71]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tamotamo (1): Tamotamo

Entrée Tamotamo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie tamotamo

2019/08/17