Entrée tambotsotra (votsotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fikorisana na fidinana amin' ny iva
¶ Fihemorana, tsy fahasahiana manohy ny natao fa miverina ilalana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/09/07