Entrée votsotra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry
¶ Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo
¶ Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise escaped, freed [Hallanger 1973]
Définition française échappé, libéré [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [Randriamamonjy: Tantara]

Entrée votsotra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tambahoaka] zaza teraka dia maty [Rakotosaona 1972]

Entrée votsotra
Partie du discours nom
Définition française Action d'effeuiller une branche à la main [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Exemples Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

2019/10/20