Entrée tambany (ambany)
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Exemples Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996]

Entrée tambany (ambany)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1]
Explications en français Littéralement "habitants des régions b [...] [texte complet dans 1.5]
Synonymes tanindrana ~ tantsiraka

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/01/14