Entrée tambanivohitra
Mots élémentaires t~ ; ambany ; vohitra
Partie du discours nom
Explications en français Campagnard [1.66]
 Provincial [1.66]
Exemples 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4]
2Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [2.472]
3hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [2.470]
Mots composés 
Titres Tambanivohitra (Ny Avana)

Entrée Tambanivohitra
Mots élémentaires tambanivohitra
Partie du discours nom propre (pièce de théâtre) [liste complète]
Auteur Ny Avana, 1926
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2023/09/14