Entrée tambanivohibavy
Mots élémentaires tambanivohitra ; vavy
Partie du discours nom
Explications en français Campagnarde [3.1]
Exemples Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "véritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola. [2.470]
Morphologie 
Simple : tambanivohibavy, tambanivohibavin', tambanivohibavin-, tambanivohibavim-

Mis à jour le 2023/09/14