Entrée takon-kenatra
Mots élémentaires takona ; henatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina
Tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1]
Explications en anglais [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen
Fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2]

Mis à jour le 2023/06/15