Entrée | 1 takon-kenatra |
Mots élémentaires | 2 takona, 3 henatra |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1] |
Explications en anglais |
6 [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |