| Entrée (1/2) | 1 takasy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny
4 Tabernakely ambony indrindra ny hodiny 5 (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra 6 marina izay biby voalazan' izany teny hoe 7 takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny 8 lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia 9 biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. 10 Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [1.38] |
| Exemples |
11 Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany;
[2.996#04.004.008]
|
| Vocabulaire | 12 Zoologie: mammifères |
| Entrée (2/2) | 13 takasy |
| Partie du discours | 14 nom |
| Explications en français |
15 (de hasy : pouvoir mystérieux attribué aux plantes de guérir ). Embelia madagascariensis A.DC. (Primulaceae). Nom relevé par les forestiers d'Analamazaotra.
[Bezanozano]
[1.196] |
| Vocabulaire | 16 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 17 atsika, 18 takasy, 19 taksia, 20 tsaika, 21 tsiaka |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|