|
|
|
|

Entrée (1/2)1  taka-
Partie du discours  2  forme morphologique de takatra

Entrée (2/2)3  taka
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka.
6 Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara. [1.1]

Anagrammes  7 katà, kata, 8 taka

Mis à jour le 2025/11/09