|
|
|
|

Entrée (1/3)1  taho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fizarana na fitantanana ny toaka amin' ny mpisotro [1.1]
Morphologie 
4  Simple :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Entrée (2/3)10  taho
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  ravin-tsaonjo [Taisaka] [1.78]
13  Ny ilan' ny zavatra anankiray andraisana azy, mitovy amin' ny hoe zarana, na harana, na tango, saingy matetika samy manana ny efa fampiasa miaraka aminy avy ireo: Zaram-pamaky, haran' angady, tangon-tsotro, tahom-penina
14  Ireto avy ny teny ampiarahina matetika amin' ny taho: elo, filesy, penina, sotro, zinga
15  Ny rantsan' ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka [1.1]
16  forongo fibatana
17  fizaran'ny zavamaniry mitondra ny rantsana [1.13]
Explications en anglais  18  a handle
19  the stem of a plant [1.7]
Explications en français  20  le manche d'un outil, d'un couteau
21  la tige d'une plante [1.8]
22  tige, anse [1.13]
23  (toute l'île). Tronc des arbres, tige des plantes, charnue des Poaceae. [1.196]
Exemples  24  Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470]
25  Toy ny vonindraozy tsara tarehy ao anatin'ny taho maranitra Razaimalala, ka tsy azo mora izy, fa naharotika sy nandratra ny fon-dRandrianaivo vao hitany. [2.324]
Vocabulaire  26  Botanique: (en général)
Morphologie 
27  Simple :
Analogues  28  tango, tangoza, tangozana, harana, zarana, varombo, honkona, anjonja
Mots composés 
Proverbes  33  Proverbes contenant le mot taho

Entrée (3/3)34  taho
Partie du discours  35  nom
Explications en français  36  (probablement de l'austronésien taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) ; surtout les feuilles cueillies pour être consommées à la façon des épinards. Dubois dans son dictionnaire betsileo (supplément) indique : « taho ; feuilles de songe » (« songe » est ici la francisation de saonjo). [Betsimisaraka] [1.196]
37  [Tanala]
38  [Betsileo]
Vocabulaire  39  Botanique: (en général)
Nom scientifique 

Anagrammes  41  hato, hota, taho, toha-, toha

Mis à jour le 2024/06/18