|
|
|
|

Entrée1  tahirizina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tahiry
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho
Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo
Autres orthographes  9  tehirizina

Anagrammes  10  itahirizan, nahizitray, nazihitray, nitahiriza, tahirizina

Mis à jour le 2025/01/21