Entrée | 1 tehirizina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tahiry |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo |
Autres orthographes | 9 tahirizina |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot tehirizina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |