|
|
|
|

Entrée1  tafo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity
4  Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano)
5  razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga
6  Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1]
Explications en anglais  7  a roof [1.7]
Explications en français  8  le toit, la couverture du toit [1.3]
9  toit [1.8, 1.13, 1.5]
10  couverture [1.13, 1.5]
11  toiture [1.5]
Exemples  12  Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472]
13  Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356]
14  Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. [2.59]
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 

Anagrammes  28  fato-, fota-, tafo

Mis à jour le 2023/08/21