|
|
|
|

Entrée1 mitafo
Radical  2tafo
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy. [1.1]
Explications en anglais  5to be roofed. [1.7]
Explications en français  6être couvert d'un toit. [1.8]
Exemples  7 Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina. [2.470]
8 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy [2.472]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :

Anagrammes  12 famoty, 13 mifota, 14 mitafo, 15 mitofa

Mis à jour le 2025/09/12