Entrée tadidin > tadidy
Partie du discours participe
Explications en malgache Tsaroana, tsy hadino [1.1]
Explications en anglais Remembered [1.2, 1.7]
Explications en français Recollected; talily is used in the provinces [1.3]
 Dont on se souvient, rappelé [1.8]
Exemples 
1Ireto ny vitsivitsy tadidy. [2.508]
2Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha [1.1]
3Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny! [1.244]
Morphologie 
Présent : tadidy, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-
Passé : tadidy, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-
Futur : ho tadidy, ho tadidiko, ho tadidinao, ho tadidiny, ho tadidintsika, ho tadidinay, ho tadidinareo, ho tadidin', ho tadidin-, ho tadidim-
Impératif : tadidio
Dérivés 
 
Mots composés 
Hyponymes Diary Tadidy 1997

Entrée tadidin > tadidy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [1.1]
Mots composés 

Entrée tadidin > tadidy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka, Tanosy] Angano [1.78]
  [Taisaka] Lovantsofina, tantara [1.78]
  [Sihanaka] Fitadidiana [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] A tale, a story, a fable. See angano [1.2]
Vocabulaire 

Entrée tadidin > tadidy
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Provincial] Business, the question in hand [1.2]
Dérivés 
Synonymes talily

Entrée tadidin > tadidina (tadidy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina: Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva [1.1]
Explications en anglais To be remembered, to be recollected. [1.2]
 To be remembered, to be recalled [1.7]
Morphologie 
Présent : tadidina, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-, tadidi-
Passé : notadidina, notadidiko, notadidinao, notadidiny, notadidintsika, notadidinay, notadidinareo, notadidin', notadidin-, notadidim-, notadidi-
Futur : hotadidina, hotadidiko, hotadidinao, hotadidiny, hotadidintsika, hotadidinay, hotadidinareo, hotadidin', hotadidin-, hotadidim-, hotadidi-