Entrée mahatadidy (tadidy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahatsiaro (filaza indrindra amin' ny zavatra): Tsy nahatadidy ny fahazazany io olona io taorian' ny naharariany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mahatadidy
nahatadidy
hahatadidy

2013/03/07