|
|
|
|

Entrée1  tarafina
Radical  2  taratra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso
Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy
Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro
Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna
Explications en anglais  5  [1.7] to be shined on; to be examined by X-ray
Explications en français  6  [1.8] sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie
Exemples  7  Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [4.27]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  tilina, tsikilovina, zahana taratra
Mots composés 

Anagrammes  14  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Mis à jour le 2023/01/20