|
|
|
|

Entrée1  tsikilovina
Radical  2 tsikilo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atao ara-maso: Tsikilovin' io olona io daholo izay rehetra ataoko.
5 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilovin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika. [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Synonymes  10 tsikiloina

Mis à jour le 2025/09/12