Entrée (1/3) | 1 T t |
Partie du discours | 2 nom (symbole) |
Explications en malgache |
3 Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [1.1] |
Explications en français |
4 Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Analogues | 5 abidy |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
7 Les alphabets |
Article |
8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entrée (2/3) | 11 t~ |
Partie du discours | 12 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1] |
Explications en anglais |
14 the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2] |
Explications en français |
15 préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3] 16 préfixe exprimant le temps passé [1.5] |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 21 t~ |
Partie du discours | 22 préfixe [Liste complète] |
Explications en français |
23 préfixe exprimant l'origine [1.5] |
Mots composés |
|
Ethnonymes |
|
Mis à jour le 2024/12/21 |